4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Tsy hasaraka anao aho - Hira évangelique samy hafa

Tsy hasaraka anao aho Tompo ô!

Mandram-podiako any zovy @nao any ê!

Tsy handao anao aho Tompo ô!

Satria tiako Ianao



Fa ento Jesosy, mpanao asa maro

Mpanao fahagagana amin\\’ny olombelona

Natao tsy ho sitrana , sitrana ireo marary

Endrey, endrey ,endrey



Tsy hasaraka .....



Ya kokolampy, ya mandehana

Mandehana anao akany

Fa ento tsy tanana anao

Fa ento tsy tananao fa tanan\\’i JESOSY

Mialà , mialà, miàla

Partager tsy hasaraka anao aho

Commenter tsy hasaraka anao aho

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Hira évangelique samy hafa